|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miray hina |
| Singan-teny | 2 miray, 3 hina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be of one accord
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être d'accord, unir ses efforts
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy dia niray hina loatra.
[2.366#41]
9 ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245#82] 10 Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270#80] |
| Mpanahaka | 11 iray donak' afo, 12 iray erik' andro, 13 iray fileovana, 14 iray kondokondo, 15 iray petsapetsa, 16 iray tafasiry, 17 iray vezovezo, 18 izay iray vatsy iray aina, 19 mifanakona, 20 mifanampy, 21 mifanao valin-tanana, 22 mifanohana, 23 mifanohantohan-tsy ho lavo, 24 mifarimbona, 25 mikambana, 26 misalahy, 27 mitambatra, 28 mivondrona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|